Categorie: Ankapobeny
Ialahy no fitiavana niafiako hatramin'izay, aina tanjon'ny fiainako Ialahy no hery hifaharako rahatrizay, saina hampianatra ny lohako Ialahy no hamerina amiko izay nodisoiko raha nananatra Eritreritro manontolo, ny fiainako, natokako ho an'ialahy, natolotro ho an'ialahy lahitokako ...
Taolagnaro, Toerana isan'ny tena ankafiziko eto Madagasikara. Mahafinaritra ah ny tsio-drivotra malefaka sy ny tora-pasika @ iny faritra Anosy iny. Manampy izany ny fihinanana crevettes betsaka sy ny siely
Avy foana ny orana tatoato, efa ao anatin'ny fahavaratra tokoa isika @ izao. izao vanim-potoana izao no antsoina hoe mantso ahitra any ambanivohitra, tsy dia misy ny voly miakatra, ny lalana ratsy (vao vita t@ tapa-bolana izao ny lalana mankany @ tanananay), feno rano sy fotaka izay diavina....
Ny Andriamanitra inoako, Andriamanitra fitiavana Tsy Andriamanitra masiaka mpanasazy Tsy Andriamanitra mitoko, tsy mpanavaka foko Tsy mpijery harena na fiavim-pirenena Fa ny Andriamanitra inoako, hantra sady honena Ka ny olon-drehetra mahazo azy Tsy mpizara alahelo, tsy...
Any atsinanana any no misy anaran-tany hoe Ambohiveloma Raha ny anaran-tany no tantaraina hatrany dia ho tapitra ho lany ny fotoana Ho tapitra ny fetra ry havana rehetra ka dia manao veloma Tsy ho mandrakizay fa mbola hihaona indray raha mihodina ny taona Izay vitanay...